Loka be Paska 2018

Orange Money

Lalao Loka Be Orange Money Paska 2018


Tonga indray ny fotoana nifanomezana!!

Ny 31 Mars hatramin’ny 29 Aprily 2018, Orange Money dia mankalaza ny Paska miaraka amin’isika mpanjifa.

Manaova hetsika Orange Money mihoatra ny 5000Ariary (*) dia mety ho ianao no tsara vintana amin’ny fisarihana :

  • Finday Android 20 mahery no hozaraina
  • 3.000.000Ar no hifampizarana

Araho hatrany ny vaovao ao amin’ny pejy facebook Orange Money : https://www.facebook.com/orangemoneymadagascar?ref=bookmarks

(*) Azonao tsidihina ATO ny fitsipi-dalao