Maimaimpoana izany!
Midira @rindrakajy Orange Money - fizarana "Canal+"
Voaray ny famandrihana nataonao, azonao ampiasaina avy hatrany ny serivisy.
Afaka mampiditra famandrihana Canal+ h@ 5 isa ianao ao amin'ny menu Orange Money ianao!
Tsara ho fantatra : Na vaovao ianao na efa mpampiasa ny serivisy ianao, dia tsy mila mampiditra laharan’ny karatra nomerika foana. Ahafahanao mampiasa ny serivisy, ary mba hialana @ fampidirana izany isaky ny manao hetsika Canal+ @ Orange Money.