Bank to Wallet

B2W-460

 

 

 

Ataoko banky ho ahy ny findaiko!

 

Ny banky mifandray amin'ny kaonty amin'ny Orange Money dia : 

  • Fisoratana anarana maimaim-poana manaraka ny dingana azo antoka 
  • Vahaolana ahafahana mandefa vola eo ho eo ary tsy mila mihetsika, avy amin’ny  kaonty amin'ny banky na kaonty Orange Money.
  • 0Ar ny saran’ny fandefasana vola amin'ny kaonty OM mankany amin'ny kaonty amin'ny banky
  • Fandefasam-bola haingana amin’ny alalan’ireo kaonty 2 amin'ny fotoana rehetra 24 ora/24  ary  7andro/7 
  • Tambazotra mivelatra :  40 000 cash point  OMM manerana ny Nosy.
  • Mitsitsy ny fotoana sy manamora ny fampiasana azy : manamora ny fandoavam-bola 
  • Taratasy fanamarinam-bola sy fijerena kaonty maimaim-poana ary azo atao amin'ny fotoana rehetra (SIPEM, BMOI)

Fomba hisoratana anarana 

Fananana  kaonty ao amin'ny SIPEM ;

Fananana kaonty Orange Money ;

Fanaovana sonia  ny taratasy fisoratana anarana ;

Fampisehoana ny CIN.

Ny fangatahana fisoratana anarana dia ataon’ny tompony ihany, avy amin'ny findainy izay manamarina ny fangatahany amin'ny alàlan'ny kaody miafina "wallet". Amin'ny alalan’ny fangatahana dia mahazo kaody vonjimaika misy fe-potoana 30 minitra izy. Mba hahatontonsa ny fangatahanao, manatona ny masoivoho ny miaraka amin'ny kara-panondro ary hampafantaro ny kaody vonjimaika sy ny laharan’ny findainy. Maharay SMS fanamarihana ny fahatontosan’ny serivisy , 24 ora ao aorian’ny fisoratana anarana. 

BMOI
BOA
baobab
SG
SIPEM

Fantaro eto ireo sarany