Nandalo

Nandalo , toy ny zavona maraina
Tsy hita akory hoantenaina
Ny omalintsika teo

Nandalo,toy ilay ririnin-dasa
Tsy tsaroana izay nandratra
Isika aza samy leo

Fa tonga ny tsy azo hihodivirana
Ka rava ilay manda nanahirana

Variana niolakolaka
Ny tena izy toa lalao
Lany andro nifamolaka
Ka ny fotoana no nandao

Tsy hita izay marina
Isika koa moa zaza be
Tsy nety tafarina
Ireo tsy tia faly nihomehy

Nandalo , ilay eritrerintsika
Nilokaloka ny ho tafita
Ho tabia sy rehareha

Nandalo , ireo andro nibaliaka
Fa hirifiry sisa hita
Feno fanala izay aleha

Soa aza mbola nisy fatotra
F'angamba , izay iray isika safotra

Samia ary ho tafita soa
Fa mbola lavitra ny aleha
Ampy izay ny kitoatoa
Fa samy olon-dehibe

Fa mbola tsy anjarako
Hatreo ny fiainana eo aloha
Herezo hatrakao ny loha
Hampandefero ny ao am-po

Nandalo,nandalo,nandalo,.....

Rebika

Commentaires

anonyme

Provide high quality silver

dim, 21-02-2010

Provide high quality silver Tiffany jewellery including necklaces,rings and other style jewelry at wholesale prices.Pick your dreaming Tiffany jewellery Tiffany co Tiffany Tiffany Stores is the best online United Kingdom jewelry stores where you can buy the cheapest Tiffany & Co silver jewelry. Our huge selection of Tiffany Tiffany & Co Rings Tiffany & Co Earrings Tiffany & Co Bracelets Tiffany & Co Necklaces Tiffany & Co Jewelry Outlet Online Store Sells Various Kinds of Cheap Tiffany's Silver Jewelry, Including Rings, Necklaces, Pendants, Earrings A unique collection of latest Pandora jewelry collection, including Pandora necklaces, Pandora bracelets, etc. are now provided at the hottest price, pandora jewellery pandora jewellery Pandora Bracelets pandora necklaces

Vanille

RE:

mer, 26-11-2008

ka iza ar no sah iteny oe magaga zany?

anonyme

fa maninn ono tsy mahagaga

lun, 24-11-2008

fa maninn ono tsy mahagaga an'i Vanille oé tia Rebika i Hervé?lol

Vanille

rebika

dim, 23-11-2008

Zany? eny e, ts d tenami etonner anah lo e!!

za

RE

jeu, 20-11-2008

ts we Rebika ndray no malaza k! za mints no efa tia rebika atr@ zay

Vanille

Rebika?

jeu, 20-11-2008

Rebika ndray nga zao no malaza e? Mis hira tsara toko ne le am reny refa tena enona ny parole e!

za

RE

mer, 19-11-2008

mirage> ye zay mints k! nenah le paroles-ny retr2 mints no tiko, ça fait réflechir

mirage

hira

mer, 19-11-2008

Beau jour naréo mpanao kômantéra.

Ty hira ty koussa alou ry Hervé de @ ilay tiako mitsy a!!! ndrindra eo @ ilay tonony 

" Fa mbola tsy anjarako
Hatreo ny fiainana eo aloha
Herezo hatrakao ny loha
Ampandefero ny ao am-po"

 

za

RE

mer, 19-11-2008

zn v!
des fois je me demande pkoi...lol

smile

sentimental

mer, 19-11-2008

Ar enao sentimental be an!Sa ve zay le teneninao hoe "ètre différent!"fa milay ka!

ajouter un commentaire