Tovo J'Hay

Commentaires

anonyme

Merci pour l'article betclic

mar, 27-07-2010

Merci pour l'article
betclic

anonyme

wty

lun, 19-07-2010

Cosplay Costumes Cosplay Wigs Movie TV Cosplay School Uniform Uniform Cosplay Cosplay Accessories .
cosplay costumes
cosplay
sexy lingerie
The Lingerie Store,The lingerie and nightwear SALE at Style Lingerie. All lingerie sale garments marked 30% to 70% off.
Sexy lingerie, ladies underwear and designer nightwear
lingerie store
lingerie sale
sexy lingerie
Sexy Clubwear
Lingerie, sleepwear and intimate apparel is our specialty, ranging from sexy lingerie to bridal lingerie,
including corset, bras, thongs and stockings.
Sexy Costumes
sexy nurses costume
sexy Sports costume
Vinyl Lingerie
lingerie sale

anonyme

bon courage

mer, 10-02-2010

bon courage TOVO hoy ilay efa fanatrao aty  adilambato  aty e , mazoto mihira dia tohizo hatrany ny talenta e

anonyme

hoavy zahay amin'ny reveillon ê

sam, 19-12-2009

Mankafy ny talentanao ary mamporisika an'i Tovo hiroso isan'andro amin'ny Hay izahay mianakavy kely.
Izahay moa eto Frantsa ka dia ho avy hifaly amin'ny reveillon hijery anao. Efa tsy andry!!!

anonyme

Mpankafy

ven, 18-12-2009

Mbola tsy nanambady aho no efa tia Tovo J'hay. Izao efa 2 ny zanako fa mbola mankafy fôna, ary mbola hanohy hankafy fôna. Ny zanako vavikely 5 taona efa mihirahira ny hiran'i Tovo J'hay sahady, ary fantatro fa hanahaka ahy @ fankafizana an'i Tovo J'hay.

Tiko be ny toetranao manetry tena be nefa olona manan-talenta be na @ famoronana na @ fihiràna, ny dihy koa alou tsy dé ratsy é! Tinay fôna é!

Courage!!! On t'adore et on te supportera dans tout ce que tu fais.

anonyme

FAN

jeu, 10-12-2009

J'ai toujours adoré Tovo J'hay ! en 2005 nous avions préparé ton passage à Tuléar (la JCI à l'époque) et j'ai toujours notre photo ! mais en noir et blanc car je l'ai transféré dans mon PC et je n'avais pas d'imprimante couleur :-))

Le dernier cabaret à l'Espace de Verre n'était pas mal non plus . Encouragements e! mais stp ne change pas de style ! surtout pas de jazz manjary tsy tiako intsony ny hiranao !

Maztou e !!!

anonyme

Ataovy masaka be le album farany any an! Ny taloha milay be fe l

mer, 09-12-2009

Ataovy masaka be le album farany any an! Ny taloha milay be fe le misy an'ilay hoe "sabotsy alina" sa moa hoe "mirevy" iny kosa tsy dia manja an, ohatran'ny very lay style milay be maha Tovo J'Hay an'i Tovo J'Hay

anonyme

Rahoviana

mar, 08-12-2009

Rahoviana indray no miakantsehatra e? efa malahelo anao zay fa satry foana ny mihaino ny hiranao e

anonyme

FB

mar, 08-12-2009

Aurais-tu un compte FB stp?

anonyme

Teny Mamy

mar, 08-12-2009

Misaotra anao sy Ny Eja namorona ilay "Teny Mamy", fa nandrotsirotsy ny fihainanay roa kely mintsy izy iny tamin'izany ! Misaotra é

anonyme

Mankasitraka

mar, 08-12-2009

Je suis un fan de tes chansons et en lisant l'interview, je me suis apercu que je ne me suis pas trompe sur la personnalite de l'artiste. Modeste et humble, beaucoup de vertus et de valeurs que je partage.

anonyme

Mahafinaritra

mar, 08-12-2009

Mahafinaritra be Tovoa ! tohizo é

ajouter un commentaire