Faneva Ima

Commentaires

anonyme

FF

lun, 19-07-2010

Cosplay Costumes Cosplay Wigs Movie TV Cosplay School Uniform Uniform Cosplay Cosplay Accessories .
cosplay costumes
cosplay
sexy lingerie
The Lingerie Store,The lingerie and nightwear SALE at Style Lingerie. All lingerie sale garments marked 30% to 70% off.
Sexy lingerie, ladies underwear and designer nightwear
lingerie store
lingerie sale
sexy lingerie
Sexy Clubwear
Lingerie, sleepwear and intimate apparel is our specialty, ranging from sexy lingerie to bridal lingerie,
including corset, bras, thongs and stockings.
Sexy Costumes
sexy nurses costume
sexy Sports costume
Vinyl Lingerie
lingerie sale

anonyme

Ho an'i Faneva

mar, 08-06-2010

Tsy oe akory ialahy ni-marquer 4buts d aveo nanao an'le tallonade tsy nety iny d notenenina sy nankorain'ny olona d tsy nifanaraka @tompon'nadraikitra intsony ny hanao Barea, ialahy no mba anisany misy vatana ao, marina fa mety mikarama be ialahy any fa mbola tsy maintsy hiverina eto M/car ihany ela ny farany, ary ny National ane mora hitiliana joueur ko eh! Sa ve resa-bola mintsy? Asha, iza no mahalala. 

anonyme

Problem with activation

jeu, 20-05-2010

Hi there, I dont know if I am writing in a proper board but I have got a problem with activation, link i receive in email is not working... http://www.orange.mg/?799baf91961cdbdad8fd992d56c,

anonyme

mis à jour

jeu, 03-09-2009

USBCO (Boulogne) niakatra Ligue 1.

Faneva transféré à Amiens SC

Voavy Paulin transféré à Croix de Savoie

anonyme

raha gasy misongadina dia i

dim, 14-06-2009

raha gasy misongadina dia i béria mbola ao koa,titulaire ligue1 foana ao lille,na tany metz,mbola tsy voaantso baréa na misy milaza aza fa les bleus no tiany,resaka io fa mba jereo ny poste misy azy dia firy no mila io toerana io ao @ les bleus

anonyme

gasy mamiratra

dim, 14-06-2009

gasy mamiratra iray,christophe grondin,ao la gantoise,3e du championnat belge,hanao ligue de champion @ 2009,saingy tsy lasa baréa fa lasan ny togolais vao haingana...indrisy..

anonyme

zay vo itako

mer, 20-05-2009

ary marina ve oe hanambady ts ho ela ianao?sa efa vita le mariage?

anonyme

pierrot

lun, 18-05-2009

hahahahaah! tiko b

anonyme

pierrot

lun, 18-05-2009

hahahahaah! tiko b

anonyme

mahereza

ven, 15-05-2009

sambatra ianao afaka nanamafy traikefa tany ry IMA a. mafinaritra izany. ianao namanle chériako de any aminy ny numéroanao. tantarainy ahy foana hoe  izy hono vo-selectionné hila ravinahitra tany ivelany fony kely fa tsy navelan'ny neniny. tezitra za maheno anzanyyyyy? nefa otrizao mba mety anisany olona namiratra teto ihany koa izy. izaho dia tena tia foot be mintsy. ny mampalahelo dia ny ankamaroan'ny mpilalao malagasy dia eto am océan indien ihany no mande fa tsy misy lasa any europe. miezaha hatrany e. MILAY NY FOOOOOT

anonyme

lé sola bé

mer, 13-05-2009

Raha ny vaovao farany lésy, dia sur fa tsy i Pierrot Rajaonarivelo io sola bé io!!!! Hahahahahahaha

anonyme

Faneva

mer, 13-05-2009

Ary mbo iza oa le sola be eo aorinan'lery io?

anonyme

Ary ny sasany ?

mer, 13-05-2009

Ary misy manana vaovao momba andry zalahy mpila ravinahitra hafa any finda any vé? Voavy Paulin ohatra? Tsy dia énohéno tsony léry iny a!

Ary ra-Bolida vé moa zany lasa ihany sa mbola eto amin'ny tanàna? i Dola moa tsy kozina fa dia nandalo dia nisérana fotsiny ihany ....

anonyme

Faneva

mar, 12-05-2009

Ay? enchanté!

Je commence à m'intereser au foot ball dans ce cas!

anonyme

Mpilalao Gasy authentique

lun, 11-05-2009

Taorinan'i Malabary, dia Faneva no tena azo lazaina hoe Gasy - ny misongadina no tiana ambara an ! -. Ny sisa dia tany ivelany avokoa ny formation-ny : Rabarivony, Rabesandratana, Ry Marco mirahalahy.......

Ny niveau an'i Faneva izany no lazaina hoe fitaratry ny baolina gasy, ka eo no tokony hiaigana @ tetik'adin'ny fampivoarana ny baolina gasy fa tsy resabe toy ny mahazatra. 

anonyme

Fa fahafiry

lun, 11-05-2009

Fa fahafiry moa zao i Boulogne sur Mer? Ohatran'ny toa resy ngé zalahy farany téo é? Fa tsy koi zany ka, mahavità soa ra-Faneva a!

ajouter un commentaire