ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
Raha misy ratram-po na azom-pahoriana ianao
Dia là lana lalovana io mba hanefena anao
Na dia mavesatra aza tsy hanariana ny finoana
Ho maivana aminao rehefa Jeso no antsoina
Tsarovy koa fa maro no mivavaka ho anao
Izay efa niharam-pahoriana mafy toy izao
Iray no nitokiany dia Jeso izay tsy mandao.
Hampody ny haizina mba ho maraina vaovao.
Matetika na sambany ianao
No iharam-pitsapà na toy izao ?
Dia aoka hazava tsara
Fa misy tiany hambara
Fitiavana no anton'izao
Sady efa antso ataony aminao
Ny hiovanao fo raha tsy fantatrao
Valio izao antso izao
Na maloka aza ny andronao tsy mety mibaliaka
Mijery anao hatrany anie ilay Andriamanitsika
Mahay ny zavatra rehetra izay tsy takatrao
Hampody ny haizina mba ho maraina vaovao
Matetika na sambany ianao
No iharam-pitsapà na toy izao ?
Dia aoka hazava tsara
Fa misy tiany hambara
Fitiavana no anton'izao
Sady efa antso ataony aminao
Ny hiovanao fo raha tsy fantatrao
Valio izao antso izao
Na maloka aza ny andronao tsy mety mibaliaka
Mijery anao hatrany anie ilay Andriamanitsika
Mahay ny zavatra rehetra izay tsy takatrao
Ka manatsotra tanana Izy ta-handray anao
Commentaires
anonyme
mer, 21-07-2010
Discounted UK Tiffany Jewellery Sale Outlet provides designer Tiffany Ring, necklaces and other jewelry in wholesale price. UK Tiffany specializes in Tiffany jewellery Tiffany Bracelets Tiffany Earrings Tiffany and co We have all kinds of Tiffany Jewellery, such as Tiffany Necklaces, Tiffany Rings Tiffany Necklaces Tiffany Rings tiffany jewelry Choose, buy and shop for on sale tiffany jewelry including Tiffany & Co Silver Necklace, Pendants, Bangles, Bracelets, Earrings, Rings and Accessories. tiffany co tiffany and co UK Tiffany Jewellery Sale Outlet provides designer Tiffany Ring, necklaces and other jewelry in wholesale price. UK Tiffany specializes in Tiffany jewellery
anonyme
mar, 20-07-2010
In Tiffany & Co Jewelry Silver design is the complex of Celtic proud tradition of always remind. Tiffany’s popular symbol has many own means of jewelry design as eternal and Choosing Your Right Tiffany & Co Silver Jewelry Is Easy popularity.Tiffany jewelry worn to express their unique personality. Especially, the custom manual tiffany the jewels than any day mass production of Tiffany & Co Silver Jewelry Couples Bracelet Pure Love Legend just because it can according to your preference. For cheaper options you can with the existing, advance design tiffany the size of your jewelry is such as sculpture, Tiffany ring and add your own personal touch it.Tiffany Earrings come from different forms.The Tiffany cross, mentioned above, is a popular form of Tiffany jewelry. One of the most popular forms in ring. Tiffany the ring of ring tend to use and carat on special occasions, such as engaged or marriage. Tiffany engagement ring and wedding ring Briefs of Fashion Tiffany & Co Silver Jewelry is perfect, because their eternal charm and profound meaning. Other jewelry, you will find that is tiffany pendant and earrings.
anonyme
lun, 19-07-2010
Good article!And you must want to know something fashionable.Now I'll tell something about where to buyCarly Coach Handbags,,there are Louis Vuitton Pairs handbags,Coach Hailery Bags on our Replica Designer Handbags Wholesale. And cheap Coach Wallet,replica A Lange & Sohne WATCH and Replica MEN'S MLB Jerseys on westoffer.com Christian Audigier Pants. Juicy Satchels Handbags , Cheap Guess Handbag, fromcheap Puma Slippers show you Women Beauty Fashion World ,Replica Tiffany CO. Ring JEWELRY, Replica Armani T-shirt , Replica men's Cartier WATCH, Coach Hamptons Handbags and so on. replica Air Jordan SHOES ,replica Adidas SHOES ,Replica Gucci Hat ,Replica Pandora Bracelet JEWELRY and knock off Prada Sunglasses ,there also some best fake Dior Handbags ,show you replica Chanel handbags wholesale .Women Beauty Fashion World,Replica Products Wholesale Reviews.
anonyme
mar, 04-05-2010
Tena tsapako mihintsy ilay aim-panahy rehefa mahare io hira io aho.
Ary tena marina tokoa izay rehetra voalaza ao anaty tonon-kira.
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
anonyme
lun, 18-01-2010
tena marina ilay tonon-kira, mampieritreritra mihintsy
anonyme
mer, 28-10-2009
Na maloka aza ny andronao tsy mety mibaliaka
Mijery anao hatrany anie ilay Andriamanitsika
Good post...
21nova 21 nova 21nova casino 21nova bonus
anonyme
sam, 26-09-2009
tena tsisy ambara fa tena babon'ilay hira eee!matsiro be mihoatran'ny sakafo rhtra ny hira otrreny, ary tena manome fitoniana haingana sady mahomby ny fihainona azy.Misaotra anareo mpamorona eee!
anonyme
lun, 09-03-2009
Tsara ilay hira tena misy herin'ny Fanahy Masina mihintsy ao anaty rehefa mihaino azy ary misaotra betsaka indrindra Tokony tonon-kira am-panahy toy izao hatrany no hifanolorana mba hanome hery satria miatrik'ady ny firenena syMalagasy @zao fotoanaizao.Zay merci de mazotoa daolo e!
anonyme
ven, 20-02-2009
Tsara kosa ko!!!!Tiko B mitsy io hira io.Mer6 bcp nanome ny tonony.Zay aloha fa @ manaraka indray e!!!!
anonyme
mar, 17-02-2009
mahafinaritra!mamelombelon'aina!
;-))
Kitty
anonyme
lun, 26-01-2009
Wouaou !!!!
efa ela be mitsy za no no nitady an'io hira io e!!!
merci !
maztou!!
anonyme
ven, 02-01-2009
tsara lay hira fa misaotra e!!!
anonyme
ven, 17-10-2008
oui!la chanson est bien ! quant on est triste et deprimé, on se retourne tjrs au créateur!ho aiza eo mou e!
Chris
mer, 24-09-2008
Rehefa kivikivy iny dia io no mba fihaino e!
anonyme
sam, 20-09-2008
tiko ko io
anonyme
sam, 20-09-2008
merci bcp fa tsara io hira io